|
|
|
|

Teny iditra1  manolotsolotra
Fototeny  2 tsolotsolotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanana toy ny bibilava manatranga dia misintona ny lelany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 manatsolotsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12