|
|
|
|

Teny iditra1  manatsolotsolotra
Fototeny  2 tsolotsolotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo
5 Mandroso kely dia mampihemotra miverimberina ny tanana, ny motin' ny bibikely [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 manolotsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12