Entrée manokom-bary olona (tokona, vary, olona)
Partie du discours locution
Définition malgache eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31