Entrée (1/3) | 1 manokana (tokana) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1] 4 Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13] |
Explications en français |
5 Propre; particulier [1.13] |
Exemples |
6 Misy menaka fanosotra manokana ihany koa. [2.424#] 7 Fahanana sakafo voamboatra manokana izy hitombo haingana. [2.117#] 8 Fa nony efa lehibebe aho dia nanana filanjana ahy manokana. [2.643#] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 13 manokana (tokana) |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera [1.1] 16 Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 22 manokàna (tokana) |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif manokana |
Tableaux et planches |
24 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 25 manakona, manankoa, manokana, manonaka |
Mis à jour le 2024/07/26 |