|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manobatoba
Fototeny  2 tobatoba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manetsiketsika (rano), manakobana, manatobaka
5 Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjova ny vodiandro ho merika [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manobatobà
Fototeny  11 tobatoba
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobatoba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manobatobà, manobatoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21