|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manoatra |
| Fototeny | 2 hoatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
5 Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 excéder, surpasser; attraper et excéder
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 manoatra |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 misolo
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 mañoatra |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana)
[Tambahoaka, Bezanozano, Tanala]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 amantaro, 21 manarato, mañoatra, manoatra, 22 manorata, 23 mantaora, 24 marotaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|