Entrée | 1 manka~ |
Partie du discours | 2 préfixe |
Explications en malgache |
3 Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan-kevitra efatra, eo alohan' ny: [1.1] 4 1) fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (ohatra Mankahia) [1.1] 5 2) fototeny sasantsasany: "manome" (ohatra Mankahery) [1.1] 6 3) fototeny sasantsasany: "manao ho" (ohatra Mankamamy) [1.1] 7 4) mpamaritra matoanteny manondro toerana sy ny mpampikambana "amy": "mandeha ho" (ohatra Mankeroa, mankamy) [1.1] |
Explications en anglais |
8 Prefix used to form transitive verbs, some of which have a causative meaning; used with the locatives to form verbs meaning : to go here, to go there, etc [1.7] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |