|
|
|
|

Teny iditra1 manjehy
Fototeny  2zehy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona.
5Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to measure by spanning with the hand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7mesurer par empans. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 manjehy, 15 mihenja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02