|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjary
Fototeny  2 zary
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [1.1]

Teny iditra (2/2)5  manjary
Fototeny  6 zary
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 tonga [Tambahoaka, Bara] [1.78]
9 mahavokatra [Sihanaka] [1.78]
10 lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [Tanala] [1.78]
11 Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry
12 Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano
13 Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to become; to turn out well [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 devenir, se transformer [1.3#869, 1.8]
16 se changer [1.3#869]
17 pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz.
18 Équivalent de mandrombona (Merina).
19 Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [Betsileo] [1.196]
Ohatra  20  nanjary adala izy (Il est devenu imbécile) [1.3#869]
21  Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang) [1.3#869]
22  Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches) [1.3#869]
23  Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon) [1.3#869]
24  Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin) [1.3#869]
25  nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger) [1.3#869]
26  Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort) [1.3#869]
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
30  Filaza mandidy :
Voambolana  31  Haizavamaniry
Tohi-kevitra  32 tsy manjary
Kamban-teny rehetra  33 manjary saka dia
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manjary, 35 manjira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17