|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjanona |
| Fototeny | 2 janona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
5 Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 manajanona |
| Teny iditra (2/2) | 11 manjanòna |
| Fototeny | 12 janona |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mananjano, manjanòna, manjanona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|