|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjanjana |
| Fototeny | 2 janjana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara
5 Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 manjanjàna |
| Fototeny | 12 janjana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanjana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manjanjàna, manjanjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|