|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manizina
Fototeny  2 izina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
5 Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manizìna
Fototeny  11 izina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manizina, manizìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21