|
|
|
|

Teny iditra1  manivaka
Fototeny  2 ivaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manavatsava, mamakivaky [Sihanaka] [1.78]
5 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
6 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
7 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to cut across, to take a shortcut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 prendre un raccourci, traverser [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 manivakivaka

Fivaditsoratra  15 manavika, manivaka, 16 mivakana, mivakàna, 17 mivanàka, mivanakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21