|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manitakita
Fototeny  2 kitakita
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1]
Tovy hevitra  5 manakitakita

Teny iditra (2/3)6  manitakita
Fototeny  7 kitakita
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja [1.1]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)14  manitakità
Fototeny  15 kitakita
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manitakita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manitakita, manitakità

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21