|
|
|
|

Teny iditra1  manintsana elatra
Singan-teny  2 manintsana, 3 elatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny voronkely miofo, izay mihintsana ny elatra manify nentiny hatramin' ny nahafoizany ka misolo elatra mafy sy matevina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12