|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manintsana
Radical  2  hintsana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any
Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary
Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra
Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana
Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io [1.1]
Exemples  5  sambatra kosa itony ambiaty
mahafolaka am-bozona ny taona
ka ririnina tsy mba manintsana
lohataona mamony ihany
ary fahavaratra manorobona
[2.131]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Tous les mots composés  10  3 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)11  manintsàna
Radical  12  hintsana
Partie du discours  13  impératif du verbe actif manintsana [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16 manantsina, 17 manintsàna, manintsana, 18 minantsana

Mis à jour le 2025/10/11