|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maningina
Fototeny  2 tsingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
5 mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 souder [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  maningìna
Fototeny  12 tsingina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  maningina, maningìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21