|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manendrikendrika |
| Fototeny | 2 endrikendrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to slander, to make insinuations against
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 calomnier
[1.3#126, 1.8] 7 accuser de faux [1.3] 8 médire par insinuation [1.8] |
| Ohatra |
9 Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895]
10 Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|