|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manelingelina |
| Fototeny | 2 helingelina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo
5 Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to disturb one by frequent interruptions.
[1.2] 7 to distract, to bother [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 gêner, importuner, distraire, ennuyer
[1.8] |
| Ohatra |
9 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana.
[2.472]
10 manelingelina anao aho? [2.583] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|