|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manefy |
| Fototeny | 2 tefy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy vifotsy ve ianao, tompoko?
5 Manamboatra, mamolavola: Samy miady mafy hanefy ny lohan' ny tanora ny antokom-politika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to forge or fashion metal; to shape clay
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 forger et façonner le métal; façonner l'argile en poterie
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 manefy olona |
| Fivaditsoratra | manefy, 13 mifena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|