|
|
|
|

Teny iditra1  mandry tsy rangaranga
Singan-teny  2 mandry, 3 tsy, 4 rangaranga
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 matory feno ahiahy sy tebiteby noho ny tahotra zavatra ahiahina [1.1]

Fivaditsoratra  7 mandry tsirangaranga, mandry tsy rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12