|
|
|
|

Teny iditra1  mandry tsirangaranga
Singan-teny  2 mandry, 3 tsirangaranga
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
6 mandry amin' ahiahy [1.1]
Tovy hevitra  7 mandry tsy lavo loha

Fivaditsoratra  mandry tsirangaranga, 8 mandry tsy rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12