|
|
|
|

Teny iditra1 mandry fahalemana
Singan-teny  2mandry, 3fahalemana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 milamina tsy misy fikorontanana [1.1]
Ohatra  6 Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406]
Tovy hevitra  7mandry feizay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12