|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrodona
Fototeny  2 rodona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandroaka omby aman' ondry miaraka be
5 Manentana (hira) miaraka
6 Mandany vola be indray mandeha [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mandrodòna
Fototeny  12 rodona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrodona, mandrodòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21