Entrée mandrivirivy (rivirivy)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1]
Explications en anglais To be thrown in large numbers, as stones [1.7]
Explications en français être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8]
Exemples Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara. [2.472]
Morphologie 
Présent : mandrivirivy
Passé : nandrivirivy
Futur : handrivirivy

Mis à jour le 2023/01/20