Entrée mandrevo (revo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
¶ Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
¶ Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
¶ Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to bog down; to be deep and yielding, as mud [Hallanger 1973]
Définition française s'enfoncer comme dans la boue [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandrevo
nandrevo
handrevo
Mots composés, titres, noms 
Exemples Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [Andraina: Mitaraina, page 170]

Entrée Mandrevo (man-, revo)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie man, revo

2017/09/05