|
|
|
|

Teny iditra1  mandreraka
Fototeny  2 reraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra
5 Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy
6 Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to make tired, to exhaust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3]
9 épuiser, affaiblir [1.8]
Ohatra  10  - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117]
11  Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [2.4]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16 mandrarake, mandreraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12