|
|
|
|

Teny iditra1  mandrangotra
Fototeny  2 rangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandratra amin' ny hoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to scratch with the nails or claws. [1.2]
6 to scratch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 égratigner; griffer [1.8]
Ohatra  8  raha ny tiako no avy mandrangotra ahy / raha ny tsy tiako kosa no avy mandrangotra ahy [2.131]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandrangotra, 14 mandrongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02