|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrafozana
Fototeny  2 rafozana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miasa ho an' ny rafozana: Lasa nandrafozana Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  mandrafozàna
Fototeny  11 rafozana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrafozana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrafozàna, mandrafozana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21