|
|
|
|

Teny iditra1 mandrafitra
Fototeny  2rafitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy.
5Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy.
6Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany.
7Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work.
9Mostly used of carpenter's work.. [1.2]
10to construct; to do carpenter work. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11construire, ajuster le bois. [1.8]
Ohatra  12 Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17mandrafitra ady
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 mandrafitra, 20 mandrifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02