|
|
|
|

Teny iditra1  mandom-baravarana
Singan-teny  2 mandòna, 3 varavarana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo mpamaky volana tanin' ny famonoam-boalavo (fa nenjehana ny mpamosavy izay mandona ny varavaran' ny olona ho fampitahorana) [1.1]
Mpanahaka  6  mandondombaravarana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02