|
|
|
|

Teny iditra1  mandoko
Fototeny  2 loko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
5 Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
6 Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to paint, to color; to glue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 peindre, colorer; coller [1.8]
Ohatra  9  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 komando, mandoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17