|
|
|
|

Teny iditra1  mandohalika
Fototeny  2 lohalika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to kneel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'agenouiller [1.8]
Ohatra  7  Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandakolahy, mandohalika, 14 mandokalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02