Entrée mandimandina (mandina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [1.1]
Explications en français [duplicatif] [1.3]
Exemples 
1Mandimandina ery ny vilany; [2.470]
2Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Dérivés 
Synonymes mandina
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20