Entrée mandihy tsy torahan-damba
Mots élémentaires mandihy ; tsy ; torahana ; lamba
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory [1.1]
Explications en anglais To dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one [1.2]

Mis à jour le 2023/05/16