|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandifotra |
| Fototeny | 2 difotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io
5 Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka io, io rano io? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to go over one's head, to overflow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 submerger, couvrir
[1.3#102, 1.8] 8 dépasser, être plus haut ou plus profond: 9 Mandifotra ahy ny ampiantany (Le mur me dépasse en hauteur, est plus haut que moi) ~ 10 Mandifotra ahy io lavaka io (La profondeur de ce trou dépasse ma taille) [1.3#102] 11 dépasser en hauteur [1.8] 12 Il y a de l'eau par-dessus la tête [2.415#6672] |
| Ohatra |
13 Tanin-tsaingona mandifotra havalahana no novakivakina.
[2.643#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 impito mandifotra olona |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 fota-mandry, mandifotra, 20 mandofitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|