Entrée mandidy lamba
Mots élémentaires mandidy ; lamba
Partie du discours locution
Explications en malgache Taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny [1.1]
Explications en anglais To cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment [1.2]

Mis à jour le 2023/04/16