Entrée mandetsy (letsy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
Explications en anglais To depress, to press down [1.7]
Explications en français Presser, déprimer [1.8]
Exemples mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436]
Morphologie 
Présent : mandetsy
Passé : nandetsy
Futur : handetsy
Impératif : mandetse

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20