Entrée mandeha tsy voizina (leha, tsy, voy)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31