|
|
|
|

Teny iditra1  mandavo
Fototeny  2 lavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjera, mamotraka, manongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to throw down, to strike down [1.2]
6 to cast down, to cause to fall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire tomber; abattre [1.8]
Ohatra  8  mandavo sorera ny lainga. [2.69#]
9  Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [2.245#]
10  Ny mitevy aloha dia ny mikapa, manjera, mandavo hazo. [2.643#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15 mandavo sorery
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandavo, 17 mandova, mandovà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21