Entrée mandambolambo (lambolambo (lambo))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandama: Mandambolambo ny ampiantany amin' ny hazofisaka
¶ Manafosafo amin' ny tanana: Isaky ny mihetsika izao, mandambolambo ny volombavany Rangahy io
¶ Manambitamby: Fantatro ny hevitrao ianao mandambolambo ahy io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to smooth, to polish; to caress [Hallanger 1973]
Définition française lisser, polir; caresser avec la main [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandambolambo
nandambolambo
handambolambo
mandambolamboa
Citations 

2012/05/08