|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  mandambana
Fototeny  2 lambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ampehezana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5)9  mandambana
Fototeny  10 lambana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza
13 Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/5)19  mandambana
Fototeny  20 lambana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/5)27  mandambana
Fototeny  28 lambana
Sokajin-teny  29  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  30 Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1]
Haiendriteny 
31  Ny ankehitriny :
32  Ny lasa :
33  Ny hoavy :
34  Filaza mandidy :

Teny iditra (5/5)35  mandambàna
Fototeny  36 lambana
Sokajin-teny  37  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandambana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandambàna, mandambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21