|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandama
Fototeny  2 lama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandambolambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make slippery, to smooth, to lubricate [1.2]
Ohatra  6  Izaho tsy mba mikororoka ny efa madio, na mitsoka ny efa mirehitra, na mandama ny efa voavankona, na misisy ny hazo efa mahitsy. [2.69#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mandamà
Fototeny  12 lama
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandama, mandamà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21