|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatsikera
Fototeny  2 tsikera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 fouiller, critiquer [1.5]
Ohatra  6  ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manatsikerà
Fototeny  12 tsikera
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsikera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manatsikerà, manatsikera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21