Entrée manatratra (tratra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
¶ Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
¶ Mamonjy
¶ Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manatratra
nanatratra
hanatratra
manatrara
Synonymes mamonjy

Mis à jour le 2010/05/14