|
|
|
|

Teny iditra1  manatody
Fototeny  2 atody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to lay eggs. [1.2]
5 to lay an egg [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 pondre un oeuf [1.8]
Ohatra  7  Tsy misy milina manatody izany. [2.117#]
8  Ka manatody io vorona io, ka efa ho foy. [2.606#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 biby manatody
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 domatina, manatody, 16 montadia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09