|
|
|
|

Teny iditra1  manati-kabary
Singan-teny  2 manatitra, 3 kabary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [1.1#1012]
Ohatra  6  Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo. [1.368]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12