|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manary faty
Singan-teny  2 manary, 3 faty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manipy faty ho verivery fotsiny fa tsy mandevina azy [1.1]

Teny iditra (2/2)6  mañary faty
Singan-teny  7 mañary, 8 faty
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10 mandevina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  manary faty, mañary faty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21