|
|
|
|

Teny iditra1  manaran-daina
Singan-teny  2 manarana, 3 laina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana [1.1]
Ohatra  6  Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12