|
|
|
|

Teny iditra1  manara-bavy
Singan-teny  2 manaraka, 3 vavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy
6 mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to follow a wife, i.e. to be henpecked. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Qui se laisse mener par sa femme [2.415#1294]
Tovy hevitra  9 entim-bavy

Fivaditsoratra  manara-bavy, 10 marani-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12